Blog
Ahoana tsara ??? » | Bloguez.com

 Ahoana tsara ???

12/10/2008

Ny orinasa  ROJO IMPORT EXPORT ET MESSAGERIE dia misahana manokanany fandefasana ny entanao rehetra manerana izao tontolo izao. Orinasa Malagasy eto France , nanomboka tamin'ny taona 2005.

 

00.33.6.42.85.76.26 na ny 00.33.1.43.81.31.26 na ny iemessagerie@yahoo.fr. Ireo ny fomba rehetra azahoanao anay na amin'ny firy io na amin'ny firy ary na andro inona io na andro inona.

 

13 euros ny kg raha eto France alefa any Madagasikara. Tsy misy vola aloa intsony eo na ny ariary aza tonga any Madagasikara aza .Aterinaany an-trano ny entanao.

 

8  euros ny kg  raha toa France mankany Madagasikara. Ianao eto no manao ny famoahana ny entanao any Madagasikara.

 

Ireo entana rehetra mankany antoeran-kafa ankoatran'ny MAdagasikara dia tsara ny manontanyanay satria mifanaraka min'izay toerana alefanao no sarany.

 

13 euros ny kg ho an'ny entana rehetra avy any MAdagasikara no mankaty France. Raha mankany amin'ny firenena hafa dia aza adino ny manontany  anay mialoha.MArihina fa aty France na aty ampahatongavana vaoaloha ny vola. Tsy misy nyfandoavana vola any Madagasikara.

 

Ny entana rehetra mankany Madagasikara dia miainga ny alakamisy maraina ary aterina any amin'ny tompony ny  Alakamisin'ny herinandro manaraka an'iny. Mandeha fiara manidina avokoa ny entana rehetra.

 

Tsy azo atao ny mandefa entana vita amin'ny ronono sy ireo vita amin'ny hena rehetra. Ny alkola sy ny zava-pisotro maha-mamo dia tsy azo atao koa.

 

Ny entana rehetra mandeha sambo kosa dia toa izao:

1 m3 dia 400 euros. Alaina any aminao hatrany ny entanao . Misy sambo miainga isan-kerinandro mankany Madagasikara. Ny dédouanement ny entana dia raisinao an-tanana. Raha ka sahaninay izany dia mandoa vola 100 euros ankoatran'io voalaza etsy ambony io ianao.

Ny container 20 "dia 3000 euros.

5 herinandro no fahatongavan'ny entana any Madagasikara.

Eto izany dia afaka mandefa ny entanao rehetra na fiara io na akanjo na hafa koa. Tsy misy fetra ny zavatra alefanao na amin'ny sambo io na amin'ny fiaramanidina.

 

 

 

 

 

 

 

  Catégorie : Non spécifié
Créer un blog | Liens : Fonds d'écran gratuits | Avril Lavigne |  Contacter l'auteur